Faritra Matsiatra Ambony FIZARANA VATSY TSINJO
Faritra Matsiatra Ambony
FIZARANA VATSY TSINJO
Isan’ny nisitraka ny Vatsy Tsinjo avy amin’ny Fitondram-panjakana ihany koa ny ditrikan’ Isandra, Lalangina sy Ambohimahasoa ao amin’ny faritra Matsiatra Ambony.
Niara- nisalahy tamin’ny fizarana ireo Vatsy Tsinjo niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny mponina ny Solombavahoaka voafidy tao amin’ireo Distrika ireo.