FARITRA MATSIATRA AMBONY
FARITRA MATSIATRA AMBONY
Ho fiomanana amin’ny fidiran’ilay andro ratsy BATSIRAI dia nisy ny fivoriana nametrahana ireo lamina sy fandaminana rehetra hanatanteraka ny asa. Nandray anjara mavitrika tamin’izany ny minisiteran’ny mponina tamin’ny alalan’ny fitalevam-paritra Matsiatra Ambony.
Nisy ny vaomiera natsangana ary taorian’izay dia nidina ifotony nijery ny toerana handraisana ireo traboina.
« Izay tsara fiomanana tsy ho tratry ny loza »