FARITRA SAVA | Ezaka kopia faobe
FARITRA SAVA | Ezaka kopia faobe
Mitohy hatrany ny ezaka kopia ka ankizy miisa 224 no nisitraka izany tao amin’ny distrikan’i Sambava. Fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Kaominina any an-toerana no nahatanterahana ny hetsika ary mbola hitohy manerana ireo Distrika rehetra.
TSY MISY NA OLONA NA DISTRIKA HO ADINO INTSONY.