FARITRA SOFIA | FANENTANANA MAHAKASIKA NY ADY AMIN’NY HERISETRA AO MAMPIKONY
FARITRA SOFIA | FANENTANANA MAHAKASIKA NY ADY AMIN’NY HERISETRA AO MAMPIKONY
Nanao fanentanana mahakasika ny ady atao amin’ny herisetra izay mianjady amin’ny ankizy, ny herisetra mifototra amin’ny miralenta sy ny vohoka tsy iriana ary ny ady amin’ny fampanambadiana zaza tao amin’ny fokontany Antanambao, Kaominina Ambanivohitra Mampikony ny Fitalevam-paritry ny Mponina ao Sofia. Nentanina ihany koa ireo mponina ny amin’ny maha zava-dehibe ny fandrindram-piterahana.
TSY MISY NA OLONA NA DISTRIKA HO ADINO INTSONY.