FARITRA VATOVAVY | MANANJARY
FARITRA VATOVAVY | MANANJARY
Tonga tao Mananjary ny solontenan’ny Minisiteran’ny Mponina ao amin’ny faritra Vatovavy, nitondra fanampiana ho an’ireo zaza tsy ampy taona sy vehivavy manan-janaka tao amin’ny fonja sy namangy ny Centre d’accueil FANATENANE sy CATJA.
Vary, tsaramaso, savony, ronono amin’ny boaty ary menaka no natolotra tamin’ny anaran’ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.
Niara-niombona’antoka tamin’ny fanatontosana izany ny UNICEF sy ireo manam-pahefana ao an-toerana.