FIAHIANA IREO TRABOINA
FIAHIANA IREO TRABOINA
Nanolo-tanana ny Minisiteran’ny Mponina izay tarihin-dRamatoa Minisitra SOAFILIRA Princia ho fiahiana ireo traboina ny ONG WWT(Wildfowl et Welands Trust) eto Madagasikara ka nanolotra fanampiana toy ny vary, menaka, siramamy, farilac, vovo-dronono, biscuit ary savony ho azy ireo.
Noraisina teto amin’ny Minisiteran’ny Mponina ireo fanampiana ireo androany zoma 18 febroary 2022.