FIAHIANA SOSIALY
06 Juillet 2023
FIAHIANA SOSIALY

fampahafantarana ny Projet HIFALI 2 na Hetsika
Iombonana ho an’ ny FAhasalaman-tsaina sy Lamina eny Ifotony andiany faharoa izay fiaraha-miasa amin’ ny HI na Humanité et Inclusion, ny tanjona dia ny mba ahafantaran’ ny mpandray anjara ny :
– Rarintsaina na Adintsaina (Gestion de Stress)
– Fahasalaman’ ny saina mihabo (Santé mentale positive)
– Karazana fambara ny rarintsaina (Type et symptômes du stress) mba tsy ahatongavana any amin’ny fahaketrahana ara-tsaina na Detresse Psychologique,
– Fandraisana antanana an’ ireo izay tratran’ ny fikorontanan-tsaina eny anivon’ ny fiaraha-monina na Premier Soins/Secours Psycho-Sociale (PSP) amin’ny alalan’ ny tantsoroka mialoha na soutien préventive.
