FIAHIANA SOSIALY KAOMININA AMBONIVOHITRY FARAFANGANA.
FIAHIANA SOSIALY
KAOMININA AMBONIVOHITRY FARAFANGANA.
– Tosika vonjy aina, fanampiana hoan’ireo tokan-trano izay kilasiana hoe marefo tao amin’ny Kaominina Ambonivohitry Farafangana, (olona manana fahasembanana,olona mipetraka eny amin’ny ivon-toerana mitaiza olona sahirana, SEMAFA, Mpangataka….) izay nahitana tokan-trano miisa 500.
– Fizarana niarahana tamin’ny Fikambanana ROTARY CLUB Farafangana, Banque Alimentaire, Fikambanana MARAO.
Mankasitraka hatrany amin’ny fiaraha-mientana ho fanampiana ireo havana sahirana.
Ministeran’ny Mponina miahy hatrany ny maha olona.