FIARA -ZO : FITSARANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
FIARA -ZO : FITSARANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
Nisitraka ny fandalovan’ny Fiara- zo ny teto anivon’ny District Ambositra Faritra Amoron’i Mania ary maro ireo fanazavana noentin’ny ekipan’ny Fitsarana izay notarihin-dRamatoa Minisitry ny Fitsarana ary nisy ireo stand maro nahafahan’ny Mponina nitondra ireo fanontaniana sy naka fanazavana ireo taratasy maro ilaina amin’ny fitsarana
Nanotrona izany ireo manampahefana rehetra teto anivon’ny Faritra
Tsara ny mampahafantatra antsika fa misy eo anivon’ny sampadraharaham-paritry ny Mponina Amoron’i Mania ny » Centre d’Ecoute et Conseil Juridique » izay miara-miasa akaiky amin’ny Fitsarana, ny Fahasalamana, ny mpitandro ny filaminana, ny Commune sy Fokontany izay entina hamahana ifotony ny olan’ny vahoaka
MIARA-MIENTANA ISIKA MAMANTATRA NY ZO SY LALANA . TOHERINTSIKA NY KOLIKOLY SY NY FITSARAM-BAHOAKA