FIARAHA-MIASAN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY MPIARAMIOMBON’ANTOKA FNUAP
Vokatry ny fiaraha-miasan’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny mpiaramiombon’antoka FNUAP dia nomena bisikileta tsy mataho-dalana ireo Mpisehatra Sosialy eo amin’ny tontolon’ny fanentanana mahakasika ny ady amin’ny Herisetra mihatra amin’ny maha-lahy na ny maha-vavy ao amin’ny Distrika Amboasary Atsimo.
Behara, Tanandava, Ifotaka ary Amboasary Atsimo no toerana iasan’izy ireo amin’izany.
Le Ministère de la Population et le FNUAP ont équipé de vélos tout terrain les Intervenants Sociaux des Centres d’Ecoute et de Conseil Juridique (CECJ) du District d’Amboasary pour assurer la prise en charge des cas de Violences Basées sur le Genre (VBG) dans les zones enclavées à Behara, Tanandava, Ifotaka et Amboasary Atsimo.