Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
  • Programmes PS
    • Vatsin’ankohonanana
    • Asa Avotra Mirindra
    • Fiavota
    • Ndao Hianatra
    • Asa Tanamaro / Asa Fanarenana
    • Toseke Vonje Aigne
    • Tosika Fameno
    • Fiatrehana ny Voina sy Fanarenana
  • Shiny Apps
  • REGISTRE
144215433_3753456098033380_3394024353745219534_o
28 janvier 2021

FIATREHANA NY COVID19 SY NY KERE AMIN’NY FARITRA ATSIMON’NY NOSY

Actualités

Manoloana ny fisian’ny valan’aretina covid-19 sy ny kere mianjady ny Faritra Atsimo dia nanatanteraka fihaonana tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny Motel Anosy ny Minisiteran’ny Mponina izay notarihin’Andriamatoa Tale Jeneralin’ny Fiahiana ara-tSosialy, BNGRC ary ny FID.
Nampahafantarina ireo mpanao gazety ny tetik’asa fiahiana ara-tsosialy eo anivon’ny Minisiteran’ny Mponina izay vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Nitondra fanazavana momba ny fiatrehana ny voina sy ny fanarenana ny Tale Jeneralin’ny Fiahiana ara-tsosialy, ny BNGRC kosa nampahafantantra ny tena andraikiny manoloana izany. Ny FID no miantoka ny fanatanterahana ny tetik’asa.
Izao dia tafiditra ao anatin’ny fanatanterahana ny politika ankapoben’ny Fanjakana. Tanjon’izao tetik’asa izao ny hametrahana paik’ady hiatrehana sy ho fanarenana taorian’ny fihibohana.

143138951_3753456108033379_6105457283246241829_o
143000436_3753456118033378_2408991108763507830_o
143615000_3753456111366712_7729675259292485278_o
144215433_3753456098033380_3394024353745219534_o


Tontosa ny fifanaraham-piaraha-miasa amin’ny CRS sy ny Minisiteran’ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy amin’ny alalan’ny tetik’asa MAHARO izay vatsian’ny USAID MAROANTSETRA, miasa ho an sokajin’olona rehetra ny Minisiteran’ny Mponina hoy ny Minisitra Michelle Bavy Angelica

Related Posts

291720234_409373307899335_4106751661788503124_n

Actualités

Sans titre

291738816_409162491253750_1946685644547333372_n

Actualités

291511388_408600931309906_5067621526593391917_n

Actualités

FIFANATREHANA TEO AMIN’NY MPIKAMBANA AMIN’NY GOVERNEMANTA SY IREO LOHOLONA

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Entité de coordination et suivi-évaluation

Entité de mise en oeuve

Partenaires techniques et financières

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Sans titre
  • (pas de titre)
  • FIFANATREHANA TEO AMIN’NY MPIKAMBANA AMIN’NY GOVERNEMANTA SY IREO LOHOLONA
  • FARITRA ATSINANANA | FAMARANANA NY IRAY VOLAN’NY ANKIZY
  • ANDRO FAHAROA AMIN’NY FIFANATREHAN’IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA SY IREO SOLOMBAVAMBAHOAKA

Archives

  • juillet 2022
  • juin 2022
  • mai 2022
  • avril 2022
  • mars 2022
  • février 2022
  • janvier 2022
  • décembre 2021
  • novembre 2021
  • octobre 2021
  • septembre 2021
  • août 2021
  • juillet 2021
  • juin 2021
  • mai 2021
  • avril 2021
  • mars 2021
  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF