Fankalazana t@ fomba ofisialy ny andro iraisampirenena ho an’ny zatovovavy
DRPPSPF Menabe: Fankalazana t@ fomba ofisialy ny andro iraisampirenena ho an’ny zatovovavy izay natao teny amin’ny Distrikan’ny Mahabo omaly, niarahanisalaho t@ DRJS.
Nisy ny carnaval, animations culturelles, fampisehoana fa afaka manao karazan’asa maro toy ny lehilahy koa ny vehivavy, fijoroana vavolombelona, fanolorana attestation ho an’ireo nahavita fiofanana JPE, fanolorana kit scolaire ho an’ireo tovovavy mpanao baolinà sy fifaninana tononkalo ary ireo nanao animations culturelles … Fiarahamiasa sy fiarahamientana no fahombiazana ary ny Fitia mifamaly, mahatsara fihavanana