Firaisankinan’ireo Talemparitra ho fanampiana ireo fianakaviana may trano tao Malaimbandy, Faritra Menabe
10 Septembre 2023 tao Malaimbandy
Firaisankinan’ireo Talemparitra ho fanampiana ireo fianakaviana may trano tao Malaimbandy, Faritra Menabe
Fianakaviana miisa 70 ary olona miisa 300 mahery no niharam-boina vokatry ny haitrano tao amin’ny fokontany Tanambao, kaominina Malaimbandy. Vokatry ny fiaraha-miasa nisy teo @ Fitaleavamparitry ny Mponina eto Menabe, ny Fitaleavamparitry ny rano. Ny Fitaleavamparitry ny fahasalamana ary ireo Talemparitra maro miray hina dia ireto no natolotra ireo traboina:
-Kits de dignité miisa 28 ho an’ireo vehivavay bevohoka sy mampinono
– Kits wash miisa 70
– Lay misy odimoka miisa 400
– Vary 10 gony
– Tsaramaso sy tsiasisa 3 gony
– Lamba fitafy 2 gony