03 Juillet 2023
FITAMPOHA NY DOANY ANDRIAMISARA EFADAHY
MANANKASINA MAHAJANGA

Tombo soa amantsara ny Fitampohan’ izy efa-dahy manankasina teto amin’ny Faritra Boeny.
Arabaina ny mpandala ny Fomban-drazana Sakalava izay tarihin’ ny Prince Gui Herimisy nahavita ny adidiny.

Tonga nanotrona izany ny Talen’ ny Kabinetran’ ny Minisiteran’ ny Mponina izay nisolo tena an’ i Ramatoa Minisitran’ny Mponina Rtoa Soafilira Princia ary ny Ekipan’ ny Fitaleavam-Paritry ny Mponina Boeny izay tarihin’ i Rtoa Olga Rasoanirina nanao ny fanentanana sy fampahafantarana ny Herisetra mifototra amin’ ny maha lahy na maha vavy na koa V.B.G : Violence Basรฉe sur le Genre.