Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
95932437_2976017735810723_6267315371808653312_o
7 mai 2020

Fitiliana faobe tao Toamasina

Actualités

Io no tanjona hotratrarina amin’ny fitiliana faobe ny valan’aretina coronavirus izay tanterahina any Toamasina araka ny nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina. Nanomboka androany 7 may eo amin’ny lapan’ny Tanànan’i Toamasina izany fitiliana faobe izany. Nandritra izany fotoana izany dia nanentana ny vahoaka ny Filoha Andry Rajoelina ny tokony hanarahana ireo fepetra entina hiarovana ny fiparitahan’ity valan’aretina ity.

Hisitraka ny Tosika Fameno amin’ny alalan’ny paositra money ihany koa ny ao Toamasina. Tokantrano marefo miisa 42 000 izay tena voakasika mivantana amin’ny fihibohana ny hisitraka ity fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana ity.

Source : Présidence de la République de Madagasikara

95826951_2976017309144099_4655459294316068864_o
95873777_2976018599143970_3186746956311429120_o
95887037_2976016929144137_6596798097089626112_o
95932437_2976017735810723_6267315371808653312_o


Fizarana CVO sy harovava (Fokontany Toamasina) Fanomezana aro-vava avy amin’ny « Le Taxibe » Antanimena

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF