Fitsidiham-paritra tao amin’ny Distrikan’i Soanerana-ivongo
Fitsidiham-paritra tao amin’ny Distrikan’i Soanerana-ivongo nataon-dRamatoa Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-Tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy MICHELLE Bavy Angelica ka nitondrany fanentanana ho fiarovana ny zon’ny Ankizy indrindra ny fanolanana mianjady amin’ny zaza tsy ampy taona ary sahy hitoroka na hampandre ny tompon’andraikitra raha sanatria misy karazana herisetra.