FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA NATAON’I CHARGE D’AFFAIRE EO ANIVON’NY REPUBLIQUE ISLAMIQUE IRAN, ANDRIAMATOA HASSAN ALI BAKHSHI TAO AMIN’NY BIRAON’NY RAMATOA MINISITRY NY MPONINA
Noresahana nandritran’ny fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’i chargé d’affaire eo anivon’ny Republique Islamique Iran, Andriamatoa Hassan Ali Bakhshi tao amin’ny biraon’ny Ramatoa Minisitry ny Mponina, Michel Bavy Angelica, ny fifampizarana ny zavatra azo iaraha-miasa eo amin’ny roa tonta fa indrindra ny mahakasika ny vehivavy. Nojerena manokana ny hanampiana ireo vehivavy na fikambanam-behivavy any Atsimo.
Vonona ny hanohana ara-teknika ny Minisitera ny Fanjakana Iranianina amin’ny zavatra ataony entina hanatanterahana ny velirano faha 8 amin’ny alalan’ny fanomezana fiofanana manokana momba ny fambolena ho an’ireo vehivavy Malagasy izay atao any Iran.
Le Chargé d’Affaires de la République Islamique de l’Iran Hassan Ali Bakhshi a effectué une visite de courtoisie auprès de la Ministre de la Population Michelle Bavy Angelica. Au terme de cette rencontre, les deux entités se sont engagées à promouvoir davantage la collaboration technique en vue d’autonomiser les femmes et Association de Femmes par des activités génératrices de revenus.
La République islamique d’Iran propose aux femmes bénéficiaires un appui technique et une formation en agriculture en Iran pour la réalisation de « Velirano 8 » du Président de la République de Madagascar.