Fitsidihan’ny solontena maharitry ny Sampandraharahan’ny firenena mikambana miahy ny ankizy
Nitsidika ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny mponina androany 16 novambra 2020 ny solontena maharitry ny Sampandraharahan’ny firenena mikambana miahy ny ankizy na ny UNICEF. Nisongadina tamin’izany fitsidihana izany ny fanamafisan’ny UNICEF ny fahatokisany ny minisitera sy ny ezaka ataony amin’ny fiarovana ny ankizy. Nasongadina nandritra io fitsidihana io ny tanjon’ny ministera hametraka rantsana hatrany ifotony any anivon’ny Fokontany rehetra eraky Madagasikara hiahy sy hanampy ireo mila fanampiana sy fiahiana ara-tsosialy.
Visite de courtoisie de son Excellence le Représentant Résidant de l’UNICEF à Madagascar. L’UNICEF félicite les mesures et engagements prises par le Ministère de la Population de la Protection Sociale et la Promotion de la Femme en ce qui concerne la protection des enfants. La Ministre de la Population Madame MICHELLE Bavy Angelica a souligné l’initiative du Ministère à mettre en place des structures au niveau de tous les Fokontany dans tout Madagascar afin d’assister et de venir en aide à ceux qui ont besoin d’assistance et de protection Sociale.
« Fitia mifamaly mahatsara fihavanana »