Fizarana akanjo mafana ho an’ireo ankizy sahirana ny Fitaleavam-paritry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tSosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy, 𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗔𝗧𝗦𝗜𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬
𝗙𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗠𝗔𝗧𝗦𝗜𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬
Amin’izao vanim-potoanan’ny ririnina izao dia nizara akanjo mafana ho an’ireo ankizy sahirana ny Fitaleavam-paritry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tSosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy.