FIZARANA CVO+ HO FIAROVANA IREO MPIARA-MIASA TEO ANIVON’NY MINISITERAN’NY MPONINA
Manoloana ny ady amin’ny valan’aretina Covid-19 sy ho fiarovana ireo mpiara-miasa dia nanatanteraka fizarana CVO+ ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina anio 01 Aprily 2021.