FORUM GENERATION EGALITE – MADAGASCAR, 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐀𝐧𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 | 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨
FORUM GENERATION EGALITE – MADAGASCAR: Dinika ho an’ ny fitoviana eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy na koa ho an’ny miralenta
Daty mila tsarovana- 17 sy 18 Jona 2021: FORUM GENERATION EGALITE – MADAGASCAR
Ny Forum Génération Egalité dia fivoriana manerantany ho an’ny fitoviana eo amin’ny vehivavy sy ny lehilahy. Any Paris no hanatanterahana izany ny 30 jona ka hatramin’ny 2 jolay.
Ho taratra ny fandraisana anjaran’ny Madagasikara ao anatin’io Dinika io dia hanao ny azy manokana ny eto Madagasikara ny 17 sy 18 Jona 2021 eto Antananarivo, eo amin’ny Ivon-Toerana Frantsay eto Madagascar (IFM).
Atao eo ambany fiahian’i Ramatoa Mialy Rajoelina,vadin’ny Filohan’ny Repoblika Malagasy, ary eo ambany fitarihan’ny Minisitry ny Mponina , sy ny Fiahiana ara-Tsosialy ary Fampivoarana ny Vehivavy, ny fanatontosana izany dinika izany. Ny Dinika koa dia vokatry ny fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny Association Fitia, ny Masoivoho Frantsay, UNFPA Madagascar, UNICEF Madagascar, ny programa Fanainga ary ny Fiarahamonim-Pirenena.
Ny tanjona dia ny hanamafisana ny hetsika izay atao ho fampivoarana ny vehivavy, ny hanasongadinana ireo » Coaltions d’action » enina izay mpitondra antoka ny fahatongavana amin’ny miralenta amin’ireto lohahevitra ireto:
1- Herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy
2- Fizakan-tena ara-toekarana
3- Fizakan-tena amin’ny fahasalamana ara-pananahana
4 – Ny vehivavy sy ny tontolo iainana
5- ny fampivoarana teknolojia ho an’ ny miralenta
6- ny vehivavy sy ny fitarihana ary fandraisana anjara amin’ny fanapahan-kevitra
FORUM GENERATION EGALITE A MADAGASCAR: Pour des initiatives réalistes et adaptées au pays pour parvenir à l’égalité entre les hommes et les femmes
SAVE THE DATE – 17 et 18 juin 2021 : Forum Génération Egalité – Madagascar
Le Forum Génération Egalité est un rassemblement mondial pour l’égalité entre les femmes et les hommes. Il se déroulera à Paris en du 30 juin au 2 juillet prochains.
Un forum satellite est organisé à Madagascar.
Le Forum Génération Egalité – Madagascar se déroulera les 17 et 18 juin 2021 à Tananarive, à l’Institut Français de Madagascar.
Placé sous le haut patronage de Madame Mialy Rajoelina,Première Dame de Madagascar, et sous leadership du Ministeran’ny Mponina Madagasikara – Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme, avec la collaboration de l’Association Fitia , l’Ambassade de France, l’UNFPA Madagascar, l’UNICEF Madagascar, le programme Fanainga et la société civile.
Le forum a pour objectif de souligner le pouvoir de l’activisme et de la solidarité féministe, de promouvoir des alliances stratégiques pour l’égalité des genres et de lancer les six coalitions d’action suivantes:
1- Violences basées sur le genre
2- Justice économique et droits économiques
3- Droits à disposer de son corps et SDSR
4- Actions des femmes pour la justice climatique
5- Technologie au service de l’égalité entre femmes et hommes
6- Mouvement et leadership féministes.