HARATON’AINA AN-TANAN-DEHIBE MISITRAKA IZANY IHANY KOA IREO OLONA TSY MANAN-KIALOFANA AO AMIN’NY SEBA SY MADCAP
20.12.2022
Nandray ny tohana ara-bola tamin’ny alalan’ny tetik’asa MILOFO ireo mpisitraka androany tao amin’ny Fokontany Lalamby sy ny manodidina ao anatin’ny boriboritany voalohany, Antananarivo renivohitra.
Anisan’ny mpisitraka izany ireo fianakaviana marefo ara-pivelomana miisa 46 tao amin’ny ivo-toerana Madcap sy Seba izay sahanin’ny Minisiteran’ny Mponina.