HATRIKASA MAHAKASIKA NY FIAHIANA SOSIALY MIARAKA AMIN’IREO TALEM-PARITRY NY MINISITERAN’NY MPONINA
04.05.2022
HATRIKASA MAHAKASIKA NY FIAHIANA SOSIALY MIARAKA AMIN’IREO TALEM-PARITRY NY MINISITERAN’NY MPONINA
Nanatanteraka fivoriana ao amin’ny Minisiteran’ny Mponina Ambohijatovo ireo mpiara-miasa rehetra misehatra amin’izany fiahiana ara-tsosialy ao amin’ireo Faritra miisa 15 misitraka ny tetikasa Haratonaina.
Nandritra izany no nanaovan’izy ireo ny tatitra mahakasika ny asa vita eny anivon’ny faritra.
Tanjon’ity hatrikasa ny hanamafisana horina ny fahafehezan’ireo Talem-paritra ny sehatra Fiahiana ara-tsosialy fa indrindra ny tetikasa Haratonaina.
Nisolo tena ny Minisitra SOAFILIRA Princia sy nitarika ny fotoana ny Sekretera Jeneralin’ny Minisiteran’ny Mponina RAKOTONIRINA Patricia.
Un atelier de coordination et d’information des Directeurs Régionaux concernés par le projet Filets Sociaux de Sécurité a eu lieu au bureau du Ministère de la Population à Ambohijatovo.
Il a été discuté les détails sur la mise en œuvre des programmes de Protection sociale à Madagascar et les informations capitales sur la coordination et le fonctionnement du projet FSS.
La séance a été présidée par la Secrétaire Générale du Ministère de la Population RAKOTONIRINA Patricia qui a représenté la Ministre SOAFILIRA Princia.