Fanokafana amin’ny fomba ofisialy « 16 jours d’activisme contre la violence basée sur le genre »
Fanokafana amin’ny fomba ofisialy « 16 andro fikatrohana sy hanentanana ary hanoherana ny karazana herisetra rehetra mifototra amin’ny mahalahy na amin’ny mahavavy ny « , Andro Iraisampirenena ho fanafoanana ny herisetra @ vehivavy sy ankizivavy. Fandraisam-pitenenana: ny Ben’ny Tanana Lefitra Kaominina Antananarivo Renivohitra ( CUA) sy ny Mpandrindra ireo Rafitry ny Firenena Mikambana miasa sy monina eto Madagasikara ary ny Minisitry Mponinina sy ny Fiahiana ara-Tsôsialy ary ny Fampiroboroboina ny Vehivavy (MPPSPF). Lohahevitra iraisam-pirenena : “« Orangez le monde : financez, intervenez, prévenez, collectez ! »
Madagasikara : « “SAHIA MITENY, SAHIA MITOROKA,AOKA IZAY NY HERISETRA ».
Ny Fizotrany: Fandraisam-pitenenana, fitsidihana trano eva sy fampisehoana ho fanentanana ary fanaovana fitiliana
——-‐‐——————————————————————–
Lancement officiel « 16 jours d’activisme contre la violence basée sur le genre » et » Journée internationale pour l’élimination de la Violence à l’égard des Femmes et des Jeunes Filles ». Discours: Adjoint au Maire CUA, Coordinateur Résident du Système des Nations Unies, Ministre du MPPSPF. Thème international : » « Orangez le monde : financer, répondre, prévenir, collecter ». Thème national: « BRISONS LE SILENCE, STOP A LA VIOLENCE ». Déroulement : séries de discours, visite de stands, expositions pour la sensibilisation, dépistage.