KAOMININA AMBONIVOHITRY FARAFANGANA DISTRIKAN’NY FARAFANGANA » NDAO RESENTSIKA MIARAKA NY HERISETRA »
» NDAO RESENTSIKA MIARAKA NY HERISETRA »
Tanterahina mandritra ny efatra (04) andro eto amin’ny Kaominina Ambonivohitry Farafangana ny fampiofanana ireo Mpisehatra Ara-tsosialy (Intervenants Sociaux -IS) sy ireo Mpitarika ara-drazana (Leader traditionnel) mahakasika ny ady amin’ny HERISETRA mifototra amin’ny Mahalahy na Mahavavy.
Izany no tanteraka dia nohon’ny fiaraha-miasan’ny Ministeran’ny Mponina, ny Fiahiana Ara-tsosialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy sy ny Fianakaviana Sambatra (FISA) izay vatsian’ny UNFPA Vola
« HERISETRA ARIO SY FADIO FA RATSY »
Ministeran’ny Mponina miahy hatrany ny maha olona !