Mankahery antsika mpiara-miasa ao amin’ny Ministeran’ny Mponina rehetra amin’ izao asa mafy ataontsika rehetra izao na andro na alina …
Mankahery antsika mpiara-miasa ao amin’ny Ministeran’ny Mponina rehetra amin’ izao asa mafy ataontsika rehetra izao na andro na alina ho fanampiana sy fikarakarana ireo mpiara-belona amintsika izay tra-boina anatin’izao andro sarotra izao.
Je voulais encourager toute l’équipe du Ministère en charge de la Population pour tout le travail qu’on fait jour et nuit sur le terrain pour aider et sauver nos concitoyens sinistrés. Merci à tous