MAROANTSETRA Barrage Ankofabe
Barrage Ankofabe, hanondraka tanimbary manana velarana 750ha ka 52% ny asa no efa vita. Natao izao ho fitsinjovana ny fampiakarana ny famokaram-bary eto amintsika hoy i Ramatoa Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica, izay nisolo tena ny Governemanta, nijery ifotony ny fizotry ny asa.