Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
143860890_3758204980891825_8718840219670017011_o
30 janvier 2021

MAROANTSETRA, miasa ho an sokajin’olona rehetra ny Minisiteran’ny Mponina hoy ny Minisitra Michelle Bavy Angelica

Actualités

Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Eloïse dia nidina tany an-toerana ny Praiminisitra Ntsay Christian, notronin’ireo mpikambana sasantsasany ao amin’ny governemanta ary anisan’izany ny Minisitry ny Mponina Michelle Bavy Angelica.
Ho fanamafisana izany dia nisy ny fihaonana tamin’ireo solontenan’ny Zokiolona sy ny fikambanam-behivavy isam-pokotany ary ireo olon-tsotra liana amin ny asa fampandrosoana.
Ho an’ny Maroantsetra manokana dia nambaran’i Ramatoa Minisitra fa :
• omena fihofanana momba ny asa fivelomana na AGR ny vehivavy, ka manomboka amin’ny volana febroary no hisy fampihofanana momba ny fiompoana akoho gasy sy fanatavesana gana izay mety tsara amin’ny toe-tany ao Maroa ;
• hentitra izy amin’ny ady atao amin’ny herisetra izay tsy mendrika ny vehivavy.
Nizara ny hetahetany ireo zokiolona izay nangataka ny fanafainganana ny fivoahan’ny karatra maintso. Nangataka fampitaovana ihany koa ireo olona tra-pahasembanana izay tsy afa-mivoaky ny trano amin’ny alalan’ny fanampim-tongotra sy ny seza korisa.

143886045_3758204977558492_6220618818873716524_o
143860890_3758204980891825_8718840219670017011_o
144264664_3758204974225159_7366927006527565218_o
144396602_3758204950891828_4111927850353104524_o

143760185_3758204924225164_4596787252822206785_o

FIATREHANA NY COVID19 SY NY KERE AMIN’NY FARITRA ATSIMON’NY NOSY FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAON’NY SAMPAN-DRAHARAHAM-PARITRY NY MPONINA AO ATSIMO ANDREFANA

Related Posts

173673625_3972514616127526_4543652825619679947_n

Actualités

FIARAHA-MIASAN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY MPIARAMIOMBON’ANTOKA FNUAP

172872743_3966699016709086_2757551134414083964_n

Actualités

NOTOLORAN’NY MINISITRY NY MPONINA FAUTEUIL ROULANT I AVOTRA. ZAZAVAVY 12 TAONA TRATRY NY ARETIN’NY TAOLANA

167634325_3927347217310933_1811258926014162843_n

Actualités

FANOMBOHANA NY KALY TSINJO AO TOAMASINA ANDROANY 1 APRILY 2021

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FIARAHA-MIASAN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY MPIARAMIOMBON’ANTOKA FNUAP
  • NOTOLORAN’NY MINISITRY NY MPONINA FAUTEUIL ROULANT I AVOTRA. ZAZAVAVY 12 TAONA TRATRY NY ARETIN’NY TAOLANA
  • TERMES DE REFERENCE RELATIF AU RECRUTEMENT D’UN(E) CONSULTANT(E) INDIVIDUEL(LE) POUR ELABORATION D’UN MANUEL DE PROCEDURES SUR LE DISPOSITIF DE FAMILLE D’ACCEUIL
  • FANOMBOHANA NY KALY TSINJO AO TOAMASINA ANDROANY 1 APRILY 2021
  • FIZARANA CVO+ HO FIAROVANA IREO MPIARA-MIASA TEO ANIVON’NY MINISITERAN’NY MPONINA

Archives

  • avril 2021
  • mars 2021
  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

  1. Journée Internationale des familles

    15 mai
  2. Journée Mondiale des enfants disparus

    25 mai
  3. Mois de l’enfance

    1 juin @ 8 h 00 min - 30 juin @ 17 h 00 min
  4. Journée mondiale de la population

    11 juillet
  5. Journée Internationale de la Femme Africaine

    31 juillet

Voir tous les Évènements

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF