MITOHY NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY FONDATION BOA.
MITOHY NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’NY MINISITERAN’NY MPONINA SY NY FONDATION BOA.
Ho fandraisany anjara amin’ny asa sosialy miaraka amin’ny Minisiteran’ny Mponina dia nanolotra 5.592 purée de pommes de terre- 84.000 nouilles- 4.200 sardines ny Fondation BOA. Ireo fanampiana ireo dia tafiditra amin’ny fiatrehana ny fahasahiranana vokatry ny valan’aretina Coronavirus amin’ireo zokiolona, ankohonana, zaza sy vehivavy ary ireo voasokajy ho marefo.
« Fitia mifamaly mahatsara fihavanana ».