Mitsidika ny faritra Vatovavy Fitovinany ny Ministeran’ny Mponina izay solon’ny Talen’ny kabinetra tena Ka tomponandraikitra maro ao an-toerana no notsidihina
Mitsidika ny faritra Vatovavy Fitovinany ny Ministeran’ny Mponina izay solon’ny Talen’ny kabinetra tena Ka tomponandraikitra maro ao an-toerana no notsidihina. Anisan’izany : ny Governora, ny solon-tenan’ny Préfet, ny Talem-paritry ny Minisiteran’ny Mponina, ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Manakara.
Nodinihina tamin’izany ny fomba enti-manatsara ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisitera sy ny Faritra ho an’izay Asa miantefa mivantana amin’ny mponina.