MPPSPF – ROTARY CLUB
MPPSPF – ROTARY CLUB
Noraisin-dRamatoa Minisitra MICHELLE Bavy Angelica teto amin’ny Minisiteran’ny Mponina Ambohijatovo ny alatsinainy 26 oktobra 2020 ny fikambanana Rotary. Nitarika izany Ramatoa Larissa Ratsiraka, Présidente, sy Andriamatoa Ravin GOONMETER, Past President, samy avy ao amin’ny Rotary Club Ivandry Antananarivo. Taratry ny ho fiaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Rotary Club indrindra eo amin’ny lafiny sosialy izao fifanantonana izao.
« Fitia mifamaly mahatsara fihavanana ».