Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
131924895_3648946281817696_2670009236173758120_o
18 décembre 2020

MPPSPF sy ny MADE 4 a WOMAN

Actualités

Mifanome tanana ny Ministeran’ny Mponina sy ny orinasa  » Made 4 a Woman  » ho fampivoarana ny vehivavy.
Noamafisina izany androany 18 desambra tamin’ny fanaovan-tsonia nataon’i Ramatoa Michelle Bavy Angelica, Minisitry ny Mponina, ny Fiahiana ara-tsosialy ary Fampivoarana ny Vehivavy sy Ramatoa Eileen Akbaraly izay mpanorina ny orinasa Made for Woman.
Mifanaraka ny roa tonta amin’ny fanomezan-danja ny zon’ny vehivavy sy ny zatovo vavy indrindra fa ireo marefo sy efa niharan’ny herisetra amin’ny alalan’ny fanomezana azy ireo sehatra afahany mivoatra eo amin’ny fiaraha-monina sy amin’ny alalan’ny asa. Hamokatra asa tanana izy ireo, ho raisin’ny orinasa Made 4 a Woman ny vokatra izay ho aparitaka eo amin’ny tsena manerana an’izao tontolo izay.
Mahazo trai-kefa, manana asa mampidi-bola ary hahaleo-tena ireo vehivavy.

131824596_3648946475151010_2606075570375086591_o
131816523_3648945941817730_7197407557237013532_o
131682451_3648946278484363_384954484517339077_o
131924895_3648946281817696_2670009236173758120_o

131920196_3648945918484399_283850764187321410_o

𝙁𝙞𝙩𝙨𝙞𝙙𝙞𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙖-𝙥𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙣𝙖𝙟𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙖𝙩𝙖𝙤 𝙣’𝙣𝙮 𝙈𝙖𝙨𝙤𝙞𝙫𝙤𝙝𝙤𝙣’𝙞 𝙅𝙖𝙥𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖 𝙨𝙮 𝙢𝙤𝙣𝙞𝙣𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 Centre de Promotion Socio-Économique de Toamasina

Related Posts

157400960_3852064358172553_4688978199295790932_o

Actualités

FAMPIOFANANA NY FIKAMBANAN’IREO VEHIVAVY TSY MILEGNALEGNA ETO ANTSIRANANA

153401733_3838075102904812_1229913072008344219_o

Actualités

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY 8 MARTSA 2021

154390286_3834418669937122_4412621518006236267_o

Actualités

FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FAMPIOFANANA NY FIKAMBANAN’IREO VEHIVAVY TSY MILEGNALEGNA ETO ANTSIRANANA
  • FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY 8 MARTSA 2021
  • FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)
  • Fitsidihana ara-pomba fanajana avy ny Ambasadoron’ny Suisse eto Madagasikara tao amin’ny Minisiteran’ny Mponina
  • Fitsidihana ara-pomba fanajana avy amin’ny Solontena Maharitry ny Firenena Mikambana miasa eto Madagasikara tao amin’ny Minisiteran’ny Mponina

Archives

  • mars 2021
  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF