Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
  • Programmes PS
    • PLAN D’ENGAGEMENT ENVIRONNEMENTAL et SOCIAL (PEES)
    • DOCUMENTS RELATIF AU PROJET DE LA PROTECTION SOCIALE
    • Vatsin’ankohonana
    • Asa Avotra Mirindra
    • Fiavota
    • Ndao Hianatra
    • Asa Tanamaro / Asa Fanarenana
    • Toseke Vonje Aigne
    • Tosika Fameno
    • Fiatrehana ny Voina sy Fanarenana
  • Shiny Apps
  • REGISTRE
278796166_361187912717875_510443561241743902_n
21 avril 2022

MPPSPF – Tetikasa QUAPEM

mppspf Actualités

Nofaranana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Hôtel Panorama Andrainarivo ny andiany voalohany amin’ny tetikasa QUAPEM « Qualité de l’Acceuil en Protection de l’Enfance à Madagascar ».
Nandritry ny 4 taona no nanatanterahana ity tetikasa ity ary ny Minisiteran’ny Mponina no nanatanteraka izany izay vokatry ny fiaraha-miasa tamin’ny « SOS Village d’Enfants », ny ISTS, ny « Gouvernement Princier de Monaco » sy ny AFD ary ireo mpiantsehatra maro eo amin’ny fiarovana ny zon’ny ankizy.
Tonga nanome voninahitra ny fotoana nisolo tena ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia teny an-toerana ny Tale Jeneralin’ny mponina RAKOTONDRAINIBE Andry.
278712502_361188086051191_2163562237947974542_n
278726787_361188869384446_9054445651457060198_n
278727535_361188429384490_2055781674792934345_n
278731756_361188326051167_5710897672744951377_n

278759725_361188202717846_1803662490208373878_n
278796166_361187912717875_510443561241743902_n

Faritra Analanjirofo| Distrika Vavatenina, Tetikasa HARATON’AINA| VATSIN’ ANKOHONANA FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA EO AMIN’IREO MPISEHATRA AO AMIN’NY TETIKASA HARATONAINA

Related Posts

330631607_865849277816825_4892058585403307194_n

Actualités

FITSABOANA MITETY VOHITRA SAROBIDY NY AIKO NANATRIKA IZANY NY FILOHAMPIRENENA

331893185_1179074599478915_1999174026928443546_n

Actualités

MITOHY NY FAMPIOFANANA IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23

334466282_1366606540805009_2897602587944163193_n

Actualités

FAMPIOFANANA MAHAKASIKA NY FIKARAKARANA SAKAFO SY MOFO MAMY HO AN’IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Entité de coordination et suivi-évaluation

Entité de mise en oeuve

Partenaires techniques et financières

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FITSABOANA MITETY VOHITRA SAROBIDY NY AIKO NANATRIKA IZANY NY FILOHAMPIRENENA
  • MITOHY NY FAMPIOFANANA IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23
  • FAMPIOFANANA MAHAKASIKA NY FIKARAKARANA SAKAFO SY MOFO MAMY HO AN’IREO VEHIVAVY AVY AMIN’NY FARITRA 23
  • NAMPAHERY IREO TRABOINA TAO MANANJARY NY FILOHAM-PIRENENA SY IREO MPIKAMBANA AO AMIN’NY GOVERNEMANTA
  • FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY NATOMBOKA TAMIN’NY FITSABOANA MITETY VOHITRA

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF