Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety ny Ministry ny Mponina SOAFILIRA Princia sy ny solontenan’ny UNICEF eto Madagasikara Michel Saint-Lot
Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety ny Ministry ny Mponina SOAFILIRA Princia sy ny solontenan’ny UNICEF eto Madagasikara Michel Saint-Lot.
Niara-nanaiky ny roa tonta fa betsaka ny vokatra azo tsapain-tanana tamin’ny ezaka rehetra efa natao tamin’ny sehatra sosialy. Tsapa ihany koa fa mbola maro ny ezaka tokony ho tanterahina indrindra eo amin’ny lafin’ny fampianarana sy ny ankizy.