Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
149162822_3741111955967960_5678345092650520156_o
17 février 2021

Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo

Actualités

Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo, na fizarana sakafo masaka ho fitsinjovana hatrany ireo olona tena marefo vokatry fihibohana noho ny valan’aretina Covid-19. Toerana miisa 60 manerana ireo boriboritany enina eto Antananarivo Renivohitra no hizarana ny Kaly Tsinjo izay hisokatra isan’andro, ny alatsinainy hatramin’ny asabotsy. « Fotoanan’ny firaisan-kina sy ny firaisam-po izao ary ny fitondram-panjakana dia tsy mitsahatra mitady vahaolana hitsinjovana hatrany ny vahoaka malagasy » hoy ny Filoha Andry Rajoelina

148988756_3741110665968089_5347369580085757952_o
149047241_3741111742634648_2718807558397580947_o
149146936_3741110642634758_7747849339101504438_o
149093802_3741112085967947_1241137503971973916_o

149408126_3741110695968086_4980260044665334994_o
149162822_3741111955967960_5678345092650520156_o

VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Related Posts

152493542_3817967788248877_6291793326470572917_o

Actualités

Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina

151477367_3808394749206181_3946189121725150810_o

Actualités

FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie

151238794_3808364435875879_1542808588107738944_n

Actualités

Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • Fizarana fanafody ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Mponina
  • FANOFANANA IREO « INTERVENANTS SOCIAUX », Distrikan’i Sainte Marie
  • Natao tao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Farafangana ny fametrahana ny vato fototry ny ivotoerana ho fandraisana ireo iharan’ny herisetra (VBG) ao amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana
  • Nanomboka androany 12 febroary 2021 ny fitsinjarana ny Kaly Tsinjo
  • VOVONAM-PIFANDRAISAN’NY VEHIVAVY MPANDRAHARAHA 50 TAPITRISA ATY AFRIKA

Archives

  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF