NITONDRA FANAMPIANA HO AN’NY MPONINA AO ALAOTRA MANGORO NY FILOHAM-PIRENENA
16.02.2023
NITONDRA FANAMPIANA HO AN’NY MPONINA AO ALAOTRA MANGORO NY FILOHAM-PIRENENA
Nidina nitsidika sy nitondra fanampiana ho an’ireo vahoaka tao Morarano Chrome ny Filoha Andry RAJOELINA.
Notolorany fampitaovana arahina fampiofanana ireo tantsaha entina hanatsarana sy hampitomboina ny vokatra.
Nahazo moto ireo Ben’ny tanàna hahafahany miasa manakaiky vahoaka.
Nisitraka fanampiana manokana ihany koa ireo fikambanam-behivavy ary omena tohana ireo manana tetikasa manaraka ny fenitra ilain’ny mponina amin’ny fampandrosoana.