Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia tao amin’ny biraony ireo solon-tenan’ny OPEC Fund, ny OMS, ny UNESCO ary ny PNUD.
09.05.2022
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia tao amin’ny biraony Ambohijatovo ireo solon-tenan’ny OPEC Fund, ny OMS, ny UNESCO ary ny PNUD miasa eto Madagasikara.
Niaraha-nidinika ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisitera manoloana ny fanatanterahana ny tetik’asa iarahan’ny roa tonta.
Des représentants de l’OPEC Fund, OMS et UNESCO se sont entretenus avec la Ministre de la Population SOAFILIRA Princia pour discuter des éventuelles collaborations aux bénéfices de la population Malagasy