Noely ho an’ireo ankizy tao Fenerivo Atsinanana
Tao amin’ny Itendro Hôtel no nomen’i Ramatoa Minisitra Michelle Bavy Angelica fotoana ireo ankizy tao Fenerivo Atsinanana ny andron’ny krismasy.
Kilalao sy vatomamy no nentiny namalifaliana ireo ankizy tonga maro be niara-nifety taminy.
Kilalao sy vatomamy no nentiny namalifaliana ireo ankizy tonga maro be niara-nifety taminy.