Nofaranana tao amin’ny fokotany Verrerie niaraka tamin’ireo zaza maro be ny fizarana ny mamy amin’izao fetin’ny Noely izao
Ny ankany Fleurs éveillées no nandray an-tanana an’ireo zaza.
Sambany tamin’ny tantaran’ny fokotany Verrerie no nisy Minisitra niara-nifety tamin’ireo ankizy hoy ny mpitarika ny Fleurs éveillées.
Ny Minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tSosialy ary ny Fampiroboroboana ny Vehivavy Michelle Bavy Angelica dia mirary soa sy fifaliana ho an’ireo ankizy rehetra.