28 juin 2023 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗘𝗥𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝟮𝟬𝟬𝟬 𝗡𝗢 𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗣𝗔𝗡𝗜𝗘𝗥𝗦 𝗦𝗢𝗟𝗜𝗗𝗔𝗜𝗥𝗘𝗦 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗧𝗬 𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 𝗜𝗧𝗬 Actualités
28 juin 2023 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗦𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗭𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗡𝗢𝗙𝗢𝗡-𝗞𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗛𝗔𝗩𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗜𝗙 𝗠𝗜𝗔𝗥𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗜𝗦𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗢𝗡𝗔 Actualités
23 juin 2023 𝗛𝗢 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗔𝗡𝗞𝗔𝗟𝗔𝗭𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗘𝗧𝗜𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗗𝗜𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗢𝗟𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗥𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗦𝗢𝗔𝗙𝗜𝗟𝗜𝗥𝗔 𝗣𝗥𝗜𝗡𝗖𝗜𝗔 Actualités
22 juin 2023 𝟮𝟬.𝟬𝟲.𝟮𝟬𝟮𝟯 𝗧𝗢𝗛𝗔𝗡’𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗩𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗢𝗡𝗜𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗞𝗜𝗭𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗟𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗗𝗜𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗖𝗘𝗣𝗘 Mbola ao anatin’izao iray volan’ny Ankizy izao dia nahatsiaro ireo ankizy manala fanadinam-panjakana CEPE ny Minisiteran’ny Mponina ka tonga nizara tohan’aina ho azy ireo teny amin’ny ivon-toeram-panadinana. Misitraka izany ireo mpiadina amin’ny fanadinana CEPE ao amn’ny EPP sy CEG Antanimena, SFX izay miisa 2065. Misy ihany koa ireo mpiadina amin’ny sekoly any Ambohidratrimo, Avaradrano, Atsimondrano izay misitraka izany. Natao izao ho fankaherezana azy ireo amin’ny fiatrehany ny fanadinana CEPE androany. Ny Minisitra SOAFILIRA Princia dia mirary fahombiazana ho an’ireo ankizy manala fanadinanana CEPE manerana ny Nosy Actualités