Sakaraha. Tafa sy dinika niarahana tamin’ireo Rahavavy maro avy amin »ny fikambanana maro samihafa tao Sakaraha ho fanamafisana ny vovonana Viavy Miavotsy
Sakaraha faha 2 aogositra 2023.
Tafa sy dinika niarahana tamin’ireo Rahavavy maro avy amin »ny fikambanana maro samihafa tao Sakaraha ho fanamafisana ny vovonana Viavy Miavotsy izay efa misy ao an- toerana..
Nohamafisina nandritra izany fanazavana ny Fiahiana ara- tSosialy sy ny Fampivoarana ny Vehivavy izay efa sitrahan’ny maro amin’ izy ireo.
Niara nanatontosa ny fihaonana ny Lefitry ny Ben’ny tanana ao Sakaraha sy ireo Assistantes Parlementaires moiara- miasa amin »ny Solombavam- bahoaka voafidy ao amin »ny Distrikan’ny Sakaraha.