Sans titre
01.07.2022
Nofaranana anio ny fivoriana ara-potoana nifanatrehan’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta sy ireo Loholona teny amin’ny Antenimeran-doholona Anosy.
Nitarika ireo mpikambana ao amin’ny governemanta ny Praiminisitra NTSAY Christian ka anisan’ny nanatrika ny fotoana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia.