TANORA IRAY, ASA MENDRIKA IRAY
05.05.2022
TANORA IRAY, ASA MENDRIKA IRAY
Nisy ny hetsika zaikabe mahakasika ny asa sy ny fampandrosoana ny tanora izay natao tao amin’ny CCI Ivato androany.
Natao izany mba hahafahan’ny tanora mifanakalo hevitra eo amin’ny tontolon’ny asa. Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Praiminisitra NTSAY Christian notronin’ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta izay nahitana ny Minisitry ny Mponina SOAFILIRA Princia ary ireo mpiara-miombon’antoka maro.
FORUM SUR L’EMPLOI ET LE DÉVELOPPEMENT DES JEUNES
Sous le leadership du Premier Ministre NTSAY Christian accompagné par les membres du Gouvernement, il a été organisé ce jour le forum sur l’emploi et le développement des jeunes au CCI Ivato.
La Ministre de la Population SOAFILIRA Princia était parmi les participants.