Tanteraka ny fanolorana ny fitaovana ho entina hanatsarana sy hanamafisana ny ady atao amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy sy ny maha vavy ….
Tanteraka ny fanolorana ny fitaovana ho entina hanatsarana sy hanamafisana ny ady atao amin’ny herisetra mianjady amin’ny maha lahy sy ny maha vavy eo amin’ny « système des Nations Unies » sy ny Minisiteran’ny Mponina, ny Minisiteran’ny Fitsarana, Minisiteran’ny Fahasalamana, ny Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka ary ireo mpiara-miombon’antoka avy eto an-toerana sy avy any ivelany (FNUAP, Ambassade de Norvège).
Tanjona ny hanatratrarana ny « zéro Violence Basée sur le genre » amin’ny taona 2030.