TETIK’ASA ZARAMIRA CR TATAHO FITSIDIHANA SY FIHAINOANA IREO MPONINA
Tonga nisolo-tena ny Fitaleavam-paritrin’ny Mponina Fitovinany ireo mpisehatra ara-tsosialy mianadahy sy ny mpiandraikitra ny birao firaiketana ny zava-misy rehetra mandritra ny fanatanterahana ny tetik’asa ZARAMIRA, tao amin’ny Tanana Nosimangarana, CR TATAHO
Fanentanana ireo mpianatra momba ny zony ankizy sy ny ady amin’ny herisetra tany an-toerana.
Ireo sokaj’olona nanatrika :
– Mpampianatra 1
– Mpianatra 5-18 taona miisa 58
Miezaka Rtoa Minisitrin’ny Mponina SOAFILIRA Princia ny manantona akaiky ireo Mponina, ary mba ho lavitrin’ny herisetra.