Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
  • Accueil
  • Actualités
  • Ministère
    • Organigramme
    • Missions et Attributions
    • STAFF du ministère
    • Evènements thématiques
    • Textes et Lois
    • Les Symboles de la République
  • Communiqués
    • Conseil du Gouvernement
    • Conseil des ministres
    • Point de presse
    • Autres
  • Infos MPPSPF
    • Recrutements
    • Termes de Références
138212147_3712447368800920_7036423452223115139_o
13 janvier 2021

TOLO-TANANA HO AN’IREO MPONINA AVY ANY ATSIMO

Actualités

Vantany vao nahare ny fahatongavan’ireo mponina avy any Atsimo tonga tao amin’ny fiantsonan’ny fiara fasan’ny karana ny teo anivon’ny Ministeran’ny Mponina dia tonga tany an-toerana nijery ny zava-nisy.
Zaza anjatony miaraka amin’ny ray aman-dreniny no hita tao. Nikaondoha ny teo anivon’ny fitaleavam-paritra Analamanga sy ny Minisiteran’ny Mponina ka sakafo mafana sy bodofoty no natolotra an’ireo olona ireo.
Raha ny resaka nifanaovana tamin’izy ireo dia andeha hamonjy fianakaviana sy namana, iasa, ka iparitraka manerana ny Nosy izy ireo satria efa voaloha avokoa ny saran-dalana atongavany any an-toerana.

138239945_3712447122134278_6294348987730012465_o
138158183_3712446585467665_2553080443776301675_o
138661165_3712447135467610_8606839247677879370_o
138212147_3712447368800920_7036423452223115139_o


FAMETRAHANA VATO FOTOTRY NY BIRAOM-PARITRY NY MINISITERAN’NY MPONINA AO VONDROZO FANOMANANA NY FAHATONGAVAN’IREO MPILA RAVINAHITRA AVY ANY ATSIMO

Related Posts

157400960_3852064358172553_4688978199295790932_o

Actualités

FAMPIOFANANA NY FIKAMBANAN’IREO VEHIVAVY TSY MILEGNALEGNA ETO ANTSIRANANA

153401733_3838075102904812_1229913072008344219_o

Actualités

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY 8 MARTSA 2021

154390286_3834418669937122_4412621518006236267_o

Actualités

FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)

Rechercher

Numéro Vert MPPSPF

Structures d’Interventions

  • Village Communautaire
  • Foyer Social
  • Centre de Promotion Socio-économique (CPSE)
  • Centre de Rencontre et de Loisirs des Personnes Agées
  • Centre d’Ecoute et Conseil Juridique (CECJ)
  • Centre de Réinsertion Sociale et Professionnelle
  • Réseaux de Protection de l’Enfant
  • Centre d’Ecoute

Suivez-nous sur :

  • Facebook
  • YouTube

Articles récents

  • FAMPIOFANANA NY FIKAMBANAN’IREO VEHIVAVY TSY MILEGNALEGNA ETO ANTSIRANANA
  • FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY 8 MARTSA 2021
  • FANOKANANA NY IVO-TOERANA FITAIZANA ZAZA KAMBOTY CENTRE RASSOUL AKRAHAM (CRA)
  • Fitsidihana ara-pomba fanajana avy ny Ambasadoron’ny Suisse eto Madagasikara tao amin’ny Minisiteran’ny Mponina
  • Fitsidihana ara-pomba fanajana avy amin’ny Solontena Maharitry ny Firenena Mikambana miasa eto Madagasikara tao amin’ny Minisiteran’ny Mponina

Archives

  • mars 2021
  • février 2021
  • janvier 2021
  • décembre 2020
  • novembre 2020
  • octobre 2020
  • septembre 2020
  • août 2020
  • juillet 2020
  • juin 2020
  • mai 2020
  • avril 2020
  • février 2020

Adresse

Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo
Antananarivo 101 - Madagasikara

Prochains événements

Pas d'évènements prévus pour le moment.

Les réseaux sociaux du Ministère
Statistique visiteurNombre de visiteurs Aujourd'hui : _ . Nombre de visiteurs par semaine : _ . Nombre de visiteurs par mois : _ .
Ministère de la Population, de la Protection Sociale et de la Promotion de la Femme
41 rue, Razanakombana - Ambohijatovo. Antananarivo - Madagasikara
@ 2020 MPPSPF