Tolotanana avy amin’ny Fondation BOA
Noraisin-dRamat oa NAHARIMAMY Lucien Irmah, Minisitry ny Mponina, teto amin’ny Minisitera Ambohijatovo Ramatoa Sidika AKBARALY, Filohan’ny Fondation BOA ny zoma 3 jolay 2020. Nandritra ny fandalovany no nanolorany fanampiana ho an’ireo olona manana fahasembanana miisa 1204, ho fanohanana azy ireo amin’ny fiatrehana ny valan’aretina covid 19. Nankasitraka izao fanomezana izao Ramatoa Minisitra ary nanome toky fa ho voarain’ireo mpisitraka azy ny fanampiana. Mitentina 54 millions d’Ariary ireo fanampiana :
– 598 cartons de pate
– 3816 boites de purée
– 3000 unités de pain
– 1200 unités de sardine
Izao dia taratry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisitera sy ny Fondation BOA
– 3816 boites de purée
– 3000 unités de pain
– 1200 unités de sardine
Izao dia taratry ny fiaraha-miasa eo amin’ny Minisitera sy ny Fondation BOA