TOLOTRA ARA-PAHASALAMANA HO AN’IREO ZOKIOLONA.

Hita fa maro izy ireo no manana olana ara-pahitana ka anton’izany indrindra no nanaovana izao hetsika izao ho fitsinjovana manokana azy ireo.
Tsy izany ihany fa nisy ihany koa ny fizarana solomaso maimaim-poana hanampiana hatrany amin’ny famakina teny sy fijerena akaiky.
Izao no tanteraka dia teo ny fiaraha-miasan’ny avy eto amin’ny Fitaleavam-paritry ny Mponina eto Vakinankaratra tarihin’ny Talem-paritra « Rakotoharinivo Rémi » sy ny toeram-pitsaboana maso « EZCO Antsirabe »